|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  zera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  Zera
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  11  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  12  Zerah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Zérah [2.996]
Ohatra  14  Zokin' i zera Fareza, ka atao voalohany ny anarany ao amin' ny tetiarampirazanana; [1.38]
15  Ny mpanjaka nandimby azy dia Osrhon I (« zera » ao amin' ny Baiboly). [1.38]
Tovy hevitra  16  zara, zara
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17  Toko sy andininy momba Zera
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana
Lahatsoratra  19  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zera

Fivaditsoratra  20  reza, ~zare, zera

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18